FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.1 5
  • 3-9 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.1 5

3-9 FEBROARY

SALAMO 144-146

Hira 145 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Sambatra Izay Vahoaka Manana An’i Jehovah ho Andriamaniny!”

(10 min.)

Tahin’i Jehovah izay miantehitra aminy (Sl 144:11-15; w18.04 32 § 3-4)

Faly isika manana fanantenana (Sl 146:5; w22.10 44:16-17)

Ho sambatra mandrakizay izay manana an’i Jehovah ho Andriamaniny (Sl 146:10; w18.01 26 § 19-20)

Sarina rahalahy sy anabavy samy hafa taona sy fiaviana. Mitsikitsiky ry zareo.

Rehefa manompo an’i Jehovah isika sady tsy mivadika aminy, dia afaka ny ho falifaly na dia miatrika olana aza

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 145:15, 16: Inona no ianarantsika avy amin’ny io andininy io? (w24.09 39:6)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 8:5-7 (th 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(4 min.) ISAN-TRANO. Milaza aminao ilay olona hoe mpianatry ny oniversite izy. (lmd 1:5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Mampisehoa video iray avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana. (lmd 7:4)

6. Lahateny

(4 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 7: Foto-kevitra: Tokony Hanaja Lalina ny Vadiny ny Vehivavy Manambady. (th 1)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 59

7. Tian’i Jehovah ho Falifaly Ianao

(10 min.) Fiaraha-midinika.

Andriamanitra falifaly i Jehovah. (1Ti 1:11) Omeny fanomezana tsara be dia be isika. Hita amin’ireny hoe tiany be isika sady tiany ho faly. (Mpto 3:12, 13) Anisan’izany ny sakafo sy ny feo. Andao ireo no hodinihintsika.

Mpinamana mitanina afo. Mitendry gitara ny iray amin-dry zareo.

Alefaso ilay VIDEO hoe Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tian’i Jehovah ho Falifaly Isika: Sakafo Matsiro. Iaraho midinika ity avy eo:

  • Nahoana ny sakafo sy ny feo no mahatonga anao hiaiky hoe tian’i Jehovah ho falifaly ianao?

Vakio ny Salamo 32:8, ary iaraho midinika ity:

  • Nahoana ianao no lasa te hanaraka ny toromarika omen’i Jehovah ao amin’ny Baiboly sy amin’ny alalan’ny fandaminany rehefa mahafantatra hoe tiany ho falifaly ianao?

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.03 13:1-9

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 31 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara