10-16 FEBROARY
SALAMO 147-150
Hira 12 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Manana Antony Be dia Be Hiderana An’i Jah Isika
(10 min.)
Mikarakara antsika tsirairay izy (Sl 147:3, 4; w17.07 18 § 5-6)
Mahazo tsara an’izay tsapantsika izy sady mampiasa ny heriny mba hanampiana antsika (Sl 147:5; w17.07 18 § 7)
Omeny tombontsoa ho anisan’ny vahoakany isika (Sl 147:19, 20; w17.07 21 § 18)
SAINTSAINO IZAO: ‘Inona koa no mandrisika ahy hidera an’i Jehovah?’
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 148:12, 13: Inona no andraikitry ny Vavolombelona tsirairay? (lff 20:3)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. Milaza aminao ilay olona hoe manana aretina mitaiza izy. (lmd 2:5)
5. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Mitadiava hirika hiresahana amin’ilay olona momba ny zavatra iray nianaranao vao haingana tany am-pivoriana. (lmd 4:3)
6. Lahateny
(5 min.) w20.09 36:11-14: Foto-kevitra: Henoy i Jesosy: Torio ny Vaovao Tsara. Ampiasao ny sary. (th 14)
Hira 159
7. Tatitra Isan-taona
(15 min.) Fiaraha-midinika.
Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Asao ny mpanatrika avy eo mba hiresaka tsipiriany hafa mahaliana ao amin’ny Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2024. Manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.03 13:10-17