FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.1 7
  • 17-23 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.1 7

17-23 FEBROARY

OHABOLANA 1

Hira 88 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Solomona Mpanjaka, mipetraka eny an-tokotany miaraka amin’ny zanany lahy dia manome torohevitra azy.

Zanak’i Solomona mihaino azy manome torohevitra feno fitiavana

1. Ry Tanora, Iza no Hohenoinareo?

(10 min.)

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Ohabolana.]

Hendre tsara dia henoy ny ray aman-dreninao (Oh 1:8; w17.11 29 § 16-17; jereo ny sary, pejy 1)

Aza mihaino an’izay olona manao ratsy (Oh 1:10, 15; w05 15/2 19-20 § 11-12)

Rahalahy tanora ao amin’ny fitoeran’entana any am-pianarana. Ampirisihin’ny mpiara-mianatra aminy hanao zavatra ratsy ao amin’ny telefaoniny izy. Mieritreritra tsara izy hoe hanaraka ny tenin-dry zareo sa tsia.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 1:22: Nahoana ny olona sasany “tsy dia nahita fiainana” no te hijanona ho hoatr’izany foana? (w22.10 43:7)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 9:1-4 (th 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(2 min.) AMPAHIBEMASO. Te hiady hevitra aminao ilay olona. (lmd 6:5)

5. Miresadresaha Aloha

(2 min.) AMPAHIBEMASO. Liana ilay olona, dia alaivo ny nomeraon-telefaoniny ary omeo azy ny anao. (lmd 1:5)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(2 min.) TSY ARA-POTOANA. Resaho amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra jw.org manasa azy hanao an’izany izy. (lmd 9:5)

7. Rehefa Mampianatra

(5 min.) lff 16:6. Misalasala ilay mpianatrao hoe tena nisy ve ny fahagagana nataon’i Jesosy. Mifidiana lahatsoratra iray ao amin’ilay hoe “Jereo koa Ireto” mba hanampiana azy. (th 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 89

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.04 15:1-11

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 90 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara