10-16 MARTSA
OHABOLANA 4
Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
Mpiambina sy mpiandry vavahady, manao zavatra haingana satria misy fahavalo tonga hanafika an’ilay tanàna
1. “Arovy ny Fonao”
(10 min.)
Ny tena maha izy antsika no atao hoe “fo” (Sl 51:6; w19.01 14 § 4)
Ny hiaro ny fontsika no tokony ho zava-dehibe indrindra amintsika (Oh 4:23a; w19.01 17 § 10-11; 18 § 14; jereo ny sary, )
Miankina amin’io fontsika an’ohatra io ny fiainantsika (Oh 4:23b; w22.10 43:15)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 4:18: Inona no ifandraisan’io andininy io amin’ny fandrosoana ara-panahin’ny Kristianina iray? (w21.08 31:4)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. Liana ilay olona rehefa nahazo fanasana amin’ny Fahatsiarovana. (lmd 1:5)
5. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hanatrika Fahatsiarovana ny olona iray fantatrao. (lmd 2:3)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Fampisehoana. lff 44:1-3: Foto-kevitra: Ahoana no Ahafantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah hoe Azo Atao sa Tsia ny Fety Iray? (lmd 3:4)
Hira 16
7. Zava-bitan’ny Fandaminana tokony halefa amin’ity volana Martsa ity
(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.
8. Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 15 Martsa
(5 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana momba ny lahateny manokana sy ny Fahatsiarovana ary ny fomba hamitana ny faritany. Ampirisiho ny mpitory hampitombo ny fanompoany mandritra ny volana Martsa sy Aprily.
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.04 16:7-16