12-18 MEY
OHABOLANA 13
Hira 34 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Aza Manaiky ho Voafitaky ny “Jiron’ny Ratsy Fanahy”
(10 min.)
Tsy hanana hoavy tsara ny ratsy fanahy (Oh 13:9; it-2 57 § 1-2)
Aza mifanerasera amin’olona manao ny ratsy ho hoatran’ny hoe tsara (Oh 13:20; w12 15/7 12 § 3)
Mitahy ny olo-marina i Jehovah (Oh 13:25; w04 15/7 31 § 6)
Hoatran’ny hoe mahafinaritra ny fiainan’ny olona manao izay tiany eto amin’ity tontolo ity. Izay manao ny sitrapon’i Jehovah anefa no tena afa-po amin’ny fiainana
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 13:20: Inona no vokany rehefa miaraka amin’ny namana tsara ianao? (w22.08 32:13)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
(4 min.) fg 2:9, 10 (th 10)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. Miresaha zavatra avy ao amin’ny Baiboly hitanao hoe mahakasika an’ilay olona, rehefa avy niresadresaka zava-nitranga tato ho ato. (lmd 2:5)
5. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hivory ilay olona. (lmd 2:3)
6. Lahateny
(5 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 9: Foto-kevitra: Hahita Soa ny Ankizy Raha Manaja sy Mankatò Ray Aman-dreny. (th 16)
Hira 77
7. “Mamirapiratra Be ny Hazavan’ny Olo-marina”
(8 min.) Fiaraha-midinika.
Ao amin’ny Tenin’Andriamanitra no misy ny fahalalana sy fahendrena tsara indrindra. Hahomby sy ho sambatra foana isika raha miantehitra amin’izy io mba hanazava ny lalantsika. Tsy vitan’izao tontolo izao ny manome zavatra hoatr’izany.
Alefaso ilay VIDEO hoe Fitia An-tendro-molotra Fotsiny ny An’ity Tontolo Ity. Iaraho midinika ity avy eo:
Nahoana ny zavatra niainan’ny Ranabavy Gainanshina no manasongadina hoe mamirapiratra noho ny “jiron’ny ratsy fanahy” ny “hazavan’ny olo-marina”?—Oh 13:9
Aza mandany fotoana manonofy zavatra eto amin’izao tontolo izao, na hoe manenina amin’ny safidy nataonao mba hahafahanao manompo an’i Jehovah. (1Jn 2:15-17) Miezaha kosa hitadidy hoe ‘sarobidy lavitra ny fahalalana’ azonao.—Fi 3:8.
8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(7 min.)
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.05 21:1-10