FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.5 8
  • 23-29 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.5 8

23-29 JONA

OHABOLANA 19

Hira 154 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Miezaha ho Tena Namana

(10 min.)

Aza mifantoka amin’ny zavatra tsy mety ataon’ny mpiara-manompo (Oh 19:11; w23.11 47:16-17)

Ampio ry zareo rehefa manana olana (Oh 19:17; w23.07 30:10-11)

Aza avela hiova mihitsy ny fitiavanao azy (Oh 19:22; w21.11 45:6-7)

Sarina rahalahy sy anabavy mitsikitsiky.

FANOHARANA: Hoatran’ny sary ny fitadidiana. Izay fahatsiarovana misy zavatra tsara momba ny mpiara-manompo ihany tehirizina.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 19:17: Ahoana ny fiheveran’i Jehovah ny fanampiantsika an’ireo mpiara-manompo sahirana? (w22.03 13:14)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 3:6, 7 (th 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Aza miresaka fahamarinana avy ao amin’ny Baiboly, fa mitadiava hevitra hampahafantarana an’ilay olona hoe Vavolombelon’i Jehovah ianao. (lmd 2:4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Niteny taminao ilay olona tamin’ianareo niresaka farany hoe tia zavaboary izy. (lmd 9:4)

6. Lahateny

(5 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 10: Foto-kevitra: Manana Anarana Andriamanitra. (th 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 40

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.06 24:1-9

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 42 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara