27 OKTOBRA–2 NOVAMBRA
MPITORITENY 11-12
Hira 155 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Ataovy Izay Hahatonga Anao ho Salama sy Hankafy Fiainana
(10 min.)
Raha azo atao, dia manokàna fotoana handehandehanana, amin’izay afaka mifoka rivotra madio sy mitanina andro kely (Mpto 11:7, 8; g 3/15 13 § 6-7)
Ataovy foana izay hahatonga anao ho salama tsara sy hilamin-tsaina ary ho tony (Mpto 11:10; w23.02 9:6-7)
Ny tena zava-dehibe, dia hoe manompoa an’i Jehovah amin’ny fo manontolo (Mpto 12:13; w24.09 36:2-3)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Mpto 12:9, 10—Inona ny zavatra fantatsika momba ny olona nasain’i Jehovah nanoratra ny Baiboly, rehefa jerena ireo andininy ireo? (it “Fanahy, avy Amin’ny” § 10)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Rehefa Miverina Mitsidika
(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd 8:3)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Niteny taminao ilay olona tamin’ianareo niresaka farany hoe nisy olona akaiky azy maty vao haingana. (lmd 9:3)
6. Lahateny
(5 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A:13—Foto-kevitra: Te Hanampy Antsika Andriamanitra. (th 20)
Hira 111
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lff 9:1-4