1
2
Nentina tao anaty tafio-drivotra i Elia (1-18)
Nodiovin’i Elisa ny ranon’i Jeriko (19-22)
Novonoin’ny orsa ireo ankizilahy avy any Betela (23-25)
3
4
Nampitomboin’i Elisa ny menaky ny vehivavy iray mpitondratena (1-7)
Vehivavy sonemita tia nandray vahiny (8-16)
Nahazo zanaka lahy ilay vehivavy ho valisoany; maty ilay zaza (17-31)
Natsangan’i Elisa tamin’ny maty ilay zazalahy (32-37)
Nataon’i Elisa azo nohanina ilay lasopy (38-41)
Nampitomboin’i Elisa ireo mofo (42-44)
5
6
Natsinkafon’i Elisa ny lelam-pamaky (1-7)
Elisa sy ny Syrianina (8-23)
Nosokafana ny mason’ny mpanompon’i Elisa (16, 17)
Natao jamba ny Syrianina (18, 19)
Natao fahirano i Samaria dia nisy mosary tany (24-33)
7
Naminany i Elisa hoe ho tapitra ny mosary (1, 2)
Nisy sakafo tao amin’ny toby nilaozan’ny Syrianina (3-15)
Tanteraka ny faminanian’i Elisa (16-20)
8
Naverina tamin’ilay vehivavy sonemita ny taniny (1-6)
Elisa, Beni-hadada, ary Hazaela (7-15)
Jorama, mpanjakan’ny Joda (16-24)
Ahazia, mpanjakan’ny Joda (25-29)
9
Nohosorana ho mpanjakan’ny Israely i Jeho (1-13)
Novonoin’i Jeho i Jorama sy Ahazia (14-29)
Novonoina i Jezebela; nohanin’ny alika ny nofony (30-37)
10
Novonoin’i Jeho ny ankohonan’i Ahaba (1-17)
Novonoin’i Jeho ny mpivavaka tamin’i Bala (18-27)
Famintinana an’izay nataon’i Jeho tamin’izy mpanjaka (28-36)
11
Nanao ny tenany ho mpanjaka i Atalia (1-3)
Natao mpanjaka an-tsokosoko i Joasy (4-12)
Novonoina i Atalia (13-16)
Fanovana nataon’i Joiada (17-21)
12
Joasy, mpanjakan’ny Joda (1-3)
Namboarin’i Joasy ny simba tamin’ny tempoly (4-16)
Nanafika ny Syrianina (17, 18)
Nisy namono i Joasy (19-21)
13
Joahaza, mpanjakan’ny Israely (1-9)
Joasy, mpanjakan’ny Israely (10-13)
Notsapain’i Elisa ny hafanam-pon’i Joasy (14-19)
Maty i Elisa; nitsangana tamin’ny maty ilay lehilahy nahakasika ny taolany (20, 21)
Tanteraka ny faminaniana farany nolazain’i Elisa (22-25)
14
Amazia, mpanjakan’ny Joda (1-6)
Ady tamin’i Edoma sy Israely (7-14)
Maty i Joasy, mpanjakan’ny Israely (15, 16)
Maty i Amazia (17-22)
Jeroboama II, mpanjakan’ny Israely (23-29)
15
Azaria, mpanjakan’ny Joda (1-7)
Ireo mpanjaka faramparany teo amin’ny Israely: Zakaria (8-12), Saloma (13-16), Menahema (17-22), Pekahia (23-26), Peka (27-31)
Jotama, mpanjakan’ny Joda (32-38)
16
Ahaza, mpanjakan’ny Joda (1-6)
Nanao kolikoly tamin’ny Asyrianina i Ahaza (7-9)
Naka tahaka alitaran’ny mpanompo sampy i Ahaza (10-18)
Maty i Ahaza (19, 20)
17
Hosea, mpanjakan’ny Israely (1-4)
Resy ny Israely (5, 6)
Natao sesitany ny Israely satria nivadi-pinoana (7-23)
Nisy hafa firenena nasaina nipetraka tao amin’ireo tanànan’i Samaria (24-26)
Nampifangaro fivavahana samihafa ny Samaritanina (27-41)
18
Hezekia, mpanjakan’ny Joda (1-8)
Firesahana ny faharesen’ny Israely (9-12)
Nanafika ny Joda i Sankeriba (13-18)
Nanao tsinontsinona an’i Jehovah ilay Rabsake (19-37)
19
Niangavy an’i Isaia i Hezekia mba hangataka fanampiana amin’i Jehovah (1-7)
Nandrahona an’i Jerosalema i Sankeriba (8-13)
Vavak’i Hezekia (14-19)
Nampitain’i Isaia ny tenin’i Jehovah (20-34)
Anjely iray namono Asyrianina 185 000 (35-37)
20
21
Manase, mpanjakan’ny Joda; ny ra nalatsany (1-18)
Amona, mpanjakan’ny Joda (19-26)
22
Josia, mpanjakan’ny Joda (1, 2)
Toromarika hanamboarana ny simba tamin’ny tempoly (3-7)
Hita ny boky misy ny Lalàna (8-13)
Naminany i Holda hoe hisy loza (14-20)
23
Fanovana nataon’i Josia (1-20)
Nankalaza Paska (21-23)
Fanovana fanampiny nataon’i Josia (24-27)
Maty i Josia (28-30)
Joahaza, mpanjakan’ny Joda (31-33)
Joiakima, mpanjakan’ny Joda (34-37)
24
Nikomy i Joiakima ary maty (1-7)
Joiakina, mpanjakan’ny Joda (8, 9)
Ireo voalohany natao sesitany tany Babylona (10-17)
Zedekia, mpanjakan’ny Joda; nikomy izy (18-20)
25
Nataon’i Nebokadnezara fahirano i Jerosalema (1-7)
Rava i Jerosalema sy ny tempoliny; ireo faharoa natao sesitany (8-21)
Natao governora i Gedalia (22-24)
Nisy namono i Gedalia; nandositra nankany Ejipta ny olona (25, 26)
Nafahana i Joiakina tany Babylona (27-30)