1
2
3
Nanomboka nanorina ny tempoly i Solomona (1-7)
Ny Masina Indrindra (8-14)
Andry varahina roa (15-17)
4
Ilay alitara, ilay Ranomasina, ary ny koveta (1-6)
Fitoeran-jiro, latabatra, ary tokotany (7-11a)
Vita ny fitaovana rehetra ho an’ny tempoly (11b-22)
5
6
7
Feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempoly (1-3)
Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (4-10)
Niseho tamin’i Solomona i Jehovah (11-22)
8
Zavatra hafa naorin’i Solomona (1-11)
Nalamina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (12-16)
Ny sambon’i Solomona (17, 18)
9
10
11
Fanjakan’i Rehoboama (1-12)
Nifindra tany Joda ny Levita tsy nivadika (13-17)
Ny fianakavian’i Rehoboama (18-23)
12
13
14
15
16
17
Josafata, mpanjakan’ny Joda (1-6)
Nampianarina ny vahoaka (7-9)
Ny tafik’i Josafata (10-19)
18
Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba i Josafata (1-11)
Naminany i Mikaia hoe ho resy i Ahaba sy Josafata (12-27)
Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (28-34)
19
20
Norahonan’ny firenena manodidina ny Joda (1-4)
Nangataka fanampiana tamin’i Jehovah i Josafata (5-13)
Namaly an’ilay vavaka i Jehovah (14-19)
Novonjen’i Jehovah ny Joda (20-30)
Nifarana ny fanjakan’i Josafata (31-37)
21
Jorama, mpanjakan’ny Joda (1-11)
Taratasy avy tamin’i Elia (12-15)
Ratsy fiafara i Jorama (16-20)
22
23
Nanao zavatra i Joiada; natao mpanjaka i Joasy (1-11)
Novonoina ho faty i Atalia (12-15)
Ny fanovana nataon’i Joiada (16-21)
24
25
Amazia, mpanjakan’ny Joda (1-4)
Niady tamin’i Edoma (5-13)
Nanompo sampy i Amazia (14-16)
Niady tamin’i Joasy mpanjakan’ny Israely (17-24)
Maty i Amazia (25-28)
26
Ozia, mpanjakan’ny Joda (1-5)
Nahery ny tafik’i Ozia (6-15)
Nirehareha i Ozia dia lasa boka (16-21)
Maty i Ozia (22, 23)
27
28
Ahaza, mpanjakan’ny Joda (1-4)
Resin’ny Syrianina sy ny Israely (5-8)
Nampitandrina ny Israely i Odeda (9-15)
Nietry ny Joda (16-19)
Nanompo sampy i Ahaza; maty izy (20-27)
29
Hezekia, mpanjakan’ny Joda (1, 2)
Ny fanovana nataon’i Hezekia (3-11)
Nodiovina ny tempoly (12-19)
Naverina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (20-36)
30
31
32
Norahonan’i Sankeriba i Jerosalema (1-8)
Nihantsy an’i Jehovah i Sankeriba (9-19)
Naripaky ny anjely iray ny tafiky ny Asyrianina (20-23)
Narary i Hezekia; nirehareha izy (24-26)
Ny zava-bitan’i Hezekia; maty izy (27-33)
33
Manase, mpanjakan’ny Joda (1-9)
Nibebaka i Manase (10-17)
Maty i Manase (18-20)
Amona, mpanjakan’ny Joda (21-25)
34
Josia, mpanjakan’ny Joda (1, 2)
Ny fanovana nataon’i Josia (3-13)
Hita ny boky misy ny Lalàna (14-21)
Naminany loza i Holda (22-28)
Novakin’i Josia tamin’ny vahoaka ilay boky (29-33)
35
36
Joahaza, mpanjakan’ny Joda (1-3)
Joiakima, mpanjakan’ny Joda (4-8)
Joiakina, mpanjakan’ny Joda (9, 10)
Zedekia, mpanjakan’ny Joda (11-14)
Rava i Jerosalema (15-21)
Didin’i Kyrosy hoe haorina indray ny tempoly (22, 23)