1
2
Mpanandro tonga namangy (1-12)
Nandositra tany Ejipta (13-15)
Novonoin’i Heroda ny zazalahikely rehetra (16-18)
Niverina tany Nazareta (19-23)
3
4
Naka fanahy an’i Jesosy ny Devoly (1-11)
Nanomboka nitory tany Galilia i Jesosy (12-17)
Mpianatra voalohany nantsoina (18-22)
Nitory sy nampianatra ary nanasitrana i Jesosy (23-25)
5
6
7
8
Boka iray nositranina (1-4)
Manamboninahitra nanam-pinoana (5-13)
Nanasitrana marary be dia be tao Kapernaomy i Jesosy (14-17)
Ny tokony hataon’izay te hanaraka an’i Jesosy (18-22)
Nampitony rivo-mahery i Jesosy (23-27)
Nalefan’i Jesosy tao amin’ny andian-kisoa ny demonia (28-34)
9
Nanasitrana malemy i Jesosy (1-8)
Niantso an’i Matio i Jesosy (9-13)
Fanontaniana momba ny fifadian-kanina (14-17)
Zanakavavin’i Jairo; vehivavy nikasika ny akanjon’i Jesosy (18-26)
Nanasitrana jamba sy moana i Jesosy (27-34)
Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy (35-38)
10
Ny apostoly 12 (1-4)
Toromarika momba ny fitoriana (5-15)
Hisy hanenjika ny mpianatra (16-25)
Andriamanitra no atahory fa tsy olona (26-31)
Tsy fihavanana fa sabatra (32-39)
“Izay mandray anareo dia mandray ahy” (40-42)
11
Noderaina i Jaona Mpanao Batisa (1-15)
Nomelohina ilay taranaka tsy mety miova (16-24)
Nidera ny Rainy i Jesosy satria tiany izay manetry tena (25-27)
Mamelombelona ny ziogan’i Jesosy (28-30)
12
“Tompon’ny Sabata” i Jesosy (1-8)
Lehilahy maty tanana nositranina (9-14)
Mpanompo malalan’Andriamanitra (15-21)
Fanahy masina no namoahana demonia (22-30)
Fahotana tsy ahazoana famelana (31, 32)
Ny voany no ahafantarana ny hazo (33-37)
Famantarana ny amin’i Jona (38-42)
Rehefa miverina indray ny fanahy maloto (43-45)
Ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny (46-50)
13
14
Notapahina ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa (1-12)
Nanome sakafo ho an’olona 5 000 i Jesosy (13-21)
Nandeha teo ambony rano i Jesosy (22-33)
Nanasitrana tany Genesareta (34-36)
15
Nomelohin’i Jesosy ny fomban-drazana (1-9)
Izay avy ao am-po no mandoto ny olona (10-20)
Vehivavy fenisianina tena nanam-pinoana (21-28)
Nanasitrana marary be dia be i Jesosy (29-31)
Nanome sakafo ho an’olona 4 000 i Jesosy (32-39)
16
Nangataka famantarana ny Fariseo (1-4)
Lalivain’ny Fariseo sy ny Sadoseo (5-12)
Ny lakilen’ilay Fanjakana (13-20)
Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy(21-23)
Ny tena mpianatr’i Jesosy (24-28)
17
Fiovan-tarehy (1-13)
Finoana hoatran’ny voan-tsinapy (14-21)
Nolazain’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (22, 23)
Drakma tao anaty trondro no nandoavana hetra (24-27)
18
Ny lehibe indrindra ao amin’ilay Fanjakana (1-6)
Vato mahatafintohina (7-11)
Fanoharana momba an’ilay ondry very (12-14)
Ny tokony hatao mba hahatafarina ny rahalahinao (15-20)
Fanoharana momba an’ilay mpanompo tsy namela heloka (21-35)
19
Fanambadiana sy fisarahana (1-9)
Fanomezana ny hoe tsy manambady (10-12)
Nametra-tanana tamin’ny zaza i Jesosy (13-15)
Fanontanian’ilay tovolahy mpanankarena (16-24)
Mahafoy zavatra ho an’ilay Fanjakana (25-30)
20
Mpiasa nomena karama mitovy (1-16)
Nolazain’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (17-19)
Nisy nangataka toerana manokana ao amin’ilay Fanjakana (20-28)
Jamba roa nositranina (29-34)
21
Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema i Jesosy (1-11)
Nanadio ny tempoly i Jesosy (12-17)
Nanozona aviavy naniry (18-22)
Avy amin’iza ny fahefan’i Jesosy? (23-27)
Fanoharana momba ny zanaka roa lahy (28-32)
Fanoharana momba ny mpamboly namono olona (33-46)
22
Fanoharana momba ny fampakaram-bady (1-14)
Andriamanitra sy Kaisara (15-22)
Fanontaniana momba ny fitsanganana amin’ny maty (23-33)
Ny didy roa lehibe indrindra (34-40)
Zanak’i Davida ve i Kristy? (41-46)
23
Aza manahaka ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo (1-12)
Hahita loza ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo (13-36)
Nitomany an’i Jerosalema i Jesosy (37-39)
24
25
26
Nitetika ny hamono an’i Jesosy ny mpisorona (1-5)
Menaka manitra nararaka teo amin’i Jesosy (6-13)
Ny Paska farany; ny hamadihana an’i Jesosy (14-25)
Ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany (26-30)
Nilaza i Jesosy hoe handa azy i Petera (31-35)
Nivavaka tao Getsemane i Jesosy (36-46)
Nosamborina i Jesosy (47-56)
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (57-68)
Nanda an’i Jesosy i Petera (69-75)
27
Nentina tany amin’i Pilato i Jesosy (1, 2)
Nananton-tena i Jodasy (3-10)
Jesosy teo anatrehan’i Pilato (11-26)
Nesoin’ny miaramila (27-31)
Nofantsihana teo amin’ny tsato-kazo (32-44)
Maty i Jesosy (45-56)
Nalevina i Jesosy (57-61)
Nambenana tsara ny fasany (62-66)
28
Natsangana tamin’ny maty i Jesosy (1-10)
Nomena vola ny miaramila mba handainga (11-15)
‘Ampianaro ny olona mba ho lasa mpanara-dia ahy’ (16-20)