LIOKA
TOPY MASO
-
Naka fanahy an’i Jesosy ny Devoly (1-13)
Nanomboka nitory tany Galilia i Jesosy (14, 15)
Tsy tian’ny olona tao Nazareta i Jesosy (16-30)
Tao amin’ny synagoga tao Kapernaomy (31-37)
Nositranina ny rafozambavin’i Simona sy ny olon-kafa (38-41)
Nahita an’i Jesosy tany amin’ny toerana mitokana ny vahoaka (42-44)
-
“Tompon’ny Sabata” i Jesosy (1-5)
Lehilahy maty tanana nositranina (6-11)
Ny apostoly 12 (12-16)
Nampianatra sy nanasitrana i Jesosy (17-19)
Ny olona sambatra sy ny olona hahita loza (20-26)
Tiavo ny fahavalo (27-36)
Aza mitsara intsony (37-42)
Ny voany no amantarana azy (43-45)
Trano tsara orina; trano ratsy fototra (46-49)
-
Manamboninahitra nanam-pinoana (1-10)
Natsangan’i Jesosy ny zanakalahin’ilay vehivavy maty vady tao Naina (11-17)
Teny fiderana an’i Jaona Mpanao Batisa (18-30)
Nomelohina ny taranaka tsy mety miova (31-35)
Navela ny helok’ilay vehivavy mpanota (36-50)
Fanoharana momba an’ireo nananan’olona trosa (41-43)
-
Vehivavy niaraka tamin-dry Jesosy (1-3)
Fanoharana momba ny mpamafy (4-8)
Antony nanaovan’i Jesosy fanoharana (9, 10)
Ny dikan’ilay fanoharana momba ny mpamafy (11-15)
Tsy tokony hosaronana ny jiro (16-18)
Ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny (19-21)
Nampitony tafio-drivotra i Jesosy (22-25)
Nalefan’i Jesosy tao amin’ny andian-kisoa ny demonia (26-39)
Zanakavavin’i Jairo; vehivavy nikasika ny akanjon’i Jesosy (40-56)
-
Nahazo toromarika momba ny fanompoana izy 12 Lahy (1-6)
Very hevitra momba an’i Jesosy i Heroda (7-9)
Nanome sakafo ho an’olona 5 000 i Jesosy (10-17)
Fantatr’i Petera hoe iza no Kristy (18-20)
Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy (21, 22)
Ny tena mpanara-dia an’i Jesosy (23-27)
Fiovan-tarehy (28-36)
Nositranina ny ankizilahy iray nisy demonia (37-43a)
Noresahin’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (43b-45)
Nifamaly ireo mpianatra hoe iza no lehibe indrindra (46-48)
Izay tsy manohitra antsika dia manohana antsika (49, 50)
Tanànan’ny Samaritanina tsy nety nandray an’i Jesosy (51-56)
Izay tokony hatao raha te hanara-dia an’i Jesosy (57-62)
-
Lalivain’ny Fariseo (1-3)
Andriamanitra no atahory, fa tsy olona (4-7)
Manaiky hoe mpianatr’i Kristy (8-12)
Fanoharana momba an’ilay lehilahy mpanankarena tsy misaina (13-21)
Aza manahy intsony (22-34)
Ondry vitsy (32)
Mila miambina (35-40)
Mpanompo mendri-pitokisana sy tsy mendri-pitokisana (41-48)
Tsy hampisy fihavanana fa fisaratsarahana (49-53)
Ilaina ny mandinika an’izay mitranga (54-56)
Miezaka hifandamina (57-59)
-
Mibebaha sao ho ringana (1-5)
Fanoharana momba ny aviavy tsy namoa (6-9)
Vehivavy nanjoko nositranina tamin’ny Sabata (10-17)
Fanoharana momba ny voan-tsinapy sy ny lalivay (18-21)
Mila miezaka miditra amin’ny varavarana tery (22-30)
Heroda, “iny amboadia fetsy iny” (31-33)
Nitomany an’i Jerosalema i Jesosy (34, 35)
-
Lehilahy voan’ny aretina manirano nositranina tamin’ny Sabata (1-6)
Mila manetry tena rehefa asaina (7-11)
Asao izay tsy afaka mamaly ny nataonao (12-14)
Fanoharana momba an’ireo nasaina nefa nitady fialan-tsiny (15-24)
Manao kajy an’izay hotakina amin’ny mpianatra (25-33)
Sira lasa matsatso (34, 35)
-
Nitetika ny hamono an’i Jesosy ny mpisorona (1-6)
Fanomanana ny Paska farany (7-13)
Ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany (14-20)
‘Eto amiko, eto an-databatra, ilay hamadika ahy’ (21-23)
Nifamaly be hoe iza no lehibe indrindra (24-27)
Nanao fifanekena momba ny fanjakana i Jesosy (28-30)
Nilaza i Jesosy fa handa azy i Petera (31-34)
Mila miomana; sabatra roa (35-38)
Vavak’i Jesosy teo amin’ny Tendrombohitra Oliva (39-46)
Nosamborina i Jesosy (47-53)
Nanda an’i Jesosy i Petera (54-62)
Nesoina i Jesosy (63-65)
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (66-71)