1
Lasa nofo aman-dra ny Teny (1-18)
Ny fanambarana nataon’i Jaona Mpanao Batisa (19-28)
Jesosy: Zanak’ondrin’Andriamanitra (29-34)
Ny mpianatr’i Jesosy voalohany (35-42)
Filipo sy Natanaela (43-51)
2
Fampakaram-bady tao Kana; rano lasa divay (1-12)
Nanadio ny tempoly i Jesosy (13-22)
Fantatr’i Jesosy ny ao am-po (23-25)
3
Jesosy sy Nikodemosy (1-21)
Ny fanambarana farany nataon’i Jaona momba an’i Jesosy (22-30)
Ilay avy any ambony (31-36)
4
Jesosy sy ilay vehivavy samaritanina (1-38)
Be dia be ny Samaritanina nino an’i Jesosy (39-42)
Nanasitrana ny zanakalahin’ny tandapa iray i Jesosy (43-54)
5
Lehilahy nositranina tao Betizata (1-18)
Nomen’ny Rainy fahefana i Jesosy (19-24)
Haheno ny feon’i Jesosy ny maty (25-30)
Izay mijoro ho vavolombelona manamarina an’i Jesosy (31-47)
6
Nanome sakafo ho an’olona 5 000 i Jesosy (1-15)
Nandeha teo ambony rano i Jesosy (16-21)
I Jesosy no “mofon’aina” (22-59)
Be dia be no tafintohina tamin’ny tenin’i Jesosy (60-71)
7
Jesosy tany amin’ny Fetin’ny Tranolay (1-13)
Nampianatra tany amin’ilay fety i Jesosy (14-24)
Fiheveran’ny olona an’i Kristy (25-52)
8
9
10
Ny mpiandry ondry sy ny valan’ondry (1-21)
Nanohitra an’i Jesosy tany amin’ny Fetin’ny Fitokanana ny Jiosy (22-39)
Be dia be ny Jiosy tsy nety nino (24-26)
‘Ny ondriko mihaino ny feoko’ (27)
Tafaray amin’ny Ray ny Zanaka (30, 38)
Be dia be ny olona nino teny ampitan’i Jordana (40-42)
11
Maty i Lazarosy (1-16)
Nampionona an’i Marta sy Maria i Jesosy (17-37)
Nanangana an’i Lazarosy i Jesosy (38-44)
Tetika hamonoana an’i Jesosy (45-57)
12
Nandraraka menaka teo amin’ny tongotr’i Jesosy i Maria (1-11)
Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema i Jesosy (12-19)
Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy (20-37)
Tanteraka ny faminaniana rehefa tsy nino ny Jiosy (38-43)
Tonga hamonjy an’izao tontolo izao i Jesosy (44-50)
13
Nanasa ny tongotry ny mpianany i Jesosy (1-20)
Nampahafantarin’i Jesosy hoe mpamadika i Jodasy (21-30)
Didy vaovao (31-35)
Nilaza i Jesosy hoe handa azy i Petera (36-38)
14
15
Fanoharana momba ny tena voaloboka (1-10)
Mifankatiava ianareo, hoatran’ny nitiavako anareo (11-17)
Halan’izao tontolo izao ny mpianatr’i Jesosy (18-27)
16
Mety hovonoina ho faty ny mpianatr’i Jesosy (1-4a)
Ny fiasan’ny fanahy masina (4b-16)
Hivadika ho fifaliana ny alahelon’ny mpianatra (17-24)
Naharesy an’izao tontolo izao i Jesosy (25-33)
17
18
Namadika an’i Jesosy i Jodasy (1-9)
Nampiasa sabatra i Petera (10, 11)
Nentina tany amin’i Anasy i Jesosy (12-14)
Nanda an’i Jesosy voalohany i Petera (15-18)
Jesosy teo anatrehan’i Anasy (19-24)
Nanda an’i Jesosy fanindroany sy fanintelony i Petera (25-27)
Jesosy teo anatrehan’i Pilato (28-40)
19
Nokaravasina sy nesoesoina i Jesosy (1-7)
Nanontany an’i Jesosy indray i Pilato (8-16a)
Nofantsihana teo amin’ny tsato-kazo i Jesosy (16b-24)
Niahy ny reniny i Jesosy (25-27)
Maty i Jesosy (28-37)
Nalevina i Jesosy (38-42)
20
Foana ilay fasana (1-10)
Niseho tamin’i Maria Magdalena i Jesosy (11-18)
Niseho tamin’ny mpianany i Jesosy (19-23)
Tsy nino i Tomasy fa resy lahatra avy eo (24-29)
Ny antony nanoratana an’ity horonam-boky ity (30, 31)
21
Niseho tamin’ny mpianany i Jesosy (1-14)
Naverimberin’i Petera hoe tia an’i Jesosy izy (15-19)
Ny hoavin’ilay mpianatra tena tian’i Jesosy (20-23)
Famaranana (24, 25)