FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm21
  • Fanazavana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanazavana
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanazavana
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
  • Fanazavana
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Fanazavana
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
  • Fanazavana
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
CO-pgm21

Fanazavana

BATISA Efa nalamin’ny anti-panahinareo arakaraka ny zava-misy any aminareo izay tokony hataon’ireo maniry hatao batisa, aorian’ny fandaharana asabotsy maraina.

FANOMEZANA Adika amin’ny fiteny 400 mahery ity fivoriamben’ny vondrom-paritra ity. Tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo ataonao izany asa maneran-tany izany. Azonao atao ny manao fanomezana ao amin’ny donate.jw.org. Tena ankasitrahana ny fanomezana rehetra. Misaotra anao ny Filan-kevi-pitantanana, noho ianao tia manome ka mampandroso ny asan’ilay Fanjakana.

Two sisters standing next to a literature cart, preaching to a man on a street in India.

SEKOLIN’NY MPITORY ILAY FANJAKANA Asaina ny mpisava lalana maharitra, izay 23 taona ka hatramin’ny 65 taona, ka te hampitombo ny fanompoany, mba hiresaka amin’ny mpitan-tsoratry ny fiangonany ary hameno fangatahana ao amin’ny jw.org.

Alamin’ny Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah

© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara