Zanaky ny Fiadanana
Maraina
9:40 Mozika
9:50 Hira 58 sy Vavaka
10:00 Tonga Soa Ianareo Zanaky ny Fiadanana!
10:15 Tadiavo Foana ny Zanaky ny Fiadanana
10:30 Manampy Anao Hitady Zanaky ny Fiadanana Ilay Andrianan’ny Fiadanana
10:55 Hira 103 sy Fampandrenesana
11:05 Tsy Mianatra Ady Intsony ny Zanaky ny Fiadanana
11:35 Fanokanan-tena sy Batisa
12:05 Hira 79
Tolakandro
1:20 Mozika
1:30 Hira 76
1:35 Fitantarana
1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
2:15 Lahateny Mifampitohy: Mifanampy ny Zanaky ny Fiadanana
• ‘Sokafy Midanadana ny Fonareo’
• Ampio Hanao An’izay Farany Vitany ny Tanora
• Hajao ny Be Taona
3:00 Hira 57 sy Fampandrenesana
3:10 Mandresy ny Ratsy Amin’ny Tsara ny Zanaky ny Fiadanana
3:55 Hira 45 sy Vavaka