HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 1-2
Ilay Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy
Manasongadina ny toetran’i Jesosy ilay fahagagana voalohany nataony. Nahoana io tantara io no ahitana hoe...
nahay nandanjalanja izy, ary nankafy fiainana?
nangoraka ny hafa izy?
nalala-tanana izy?