HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GALATIANINA 1-3
“Nanohitra Azy Imasoimaso Aho”
Hazavao hoe nahoana io tantara io no mampianatra antsika fa:
Tokony ho be herim-po isika.—w18.03 32 § 16
Fandrika ny tahotra olona.—it “Paoly”: “Niadian-kevitra ny famorana” § 2
Tsy lavorary ny vahoakan’i Jehovah, anisan’izany ireo manana andraikitra.—w10 15/6 17 § 12
Tokony hiezaka foana isika mba tsy hanavakavaka.—w18.08 9 § 5