HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 7-8
‘Mpisorona Mandrakizay Tahaka An’i Melkizedeka’
Nahoana i Jesosy no mifanitsy amin’i Melkizedeka?
Nahoana ny asa fisoronana ataon’i Kristy no tsara kokoa noho ny an’i Arona sy ny taranany? (it “Mpisoronabe”: “I Jesosy Kristy Mpisoronabe” § 1-2)