HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 JAONA 1-5
“Aza Tia An’izao Tontolo Izao na ny Zavatra eo Amin’izao Tontolo Izao”
Misy fandrika telo ampiasain’i Satana mba hahatonga antsika hanalavitra an’i Jehovah. Ahoana no hanazavanao azy ireo amin’ny hafa?
“Ny fanirian’ny nofo”
“Ny fanirian’ny maso”
“Ny fampideraderana fananana”