HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 13-16
Aza Matahotra An’ireo Bibidia
Mila haintsika tsara hoe inona no mifanitsy amin’ireo bibidia voaresaka ao amin’ny Apokalypsy 13. Tsy hatahotra azy ireo isika amin’izay, ary tsy hanohana azy ireo hoatran’ny ataon’ny ankamaroan’ny olona.
Inona no mifanitsy amin’ny bibidia tsirairay?
BIBIDIA
Ilay dragona.—Ap 13:1
Ilay bibidia manana tandroka folo sy loha fito.—Ap 13:1, 2
Ilay bibidia manana tandroka roa hoatran’ny an’ny zanak’ondry.—Ap 13:11
Ny sarin’ilay bibidia.—Ap 13:15
NY MIFANITSY AMIN’IREO BIBIDIA
Ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina
Ny Fikambanam-pirenena, ary tatỳ aoriana ny Firenena Mikambana
Satana Devoly
Ny fitondram-panjakana rehetra