HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 20-21
Manatanteraka ny Fampanantenany Foana i Jehovah
Nanam-pinoana i Abrahama sy Saraha. Namaly soa azy ireo i Jehovah, ka nanome azy zanakalahy. Niatrika olana izy ireo, tatỳ aoriana, nefa mbola nasehony hoe tena nino ny fampanantenan’i Jehovah izy ireo.
Nahoana aho no mampiseho hoe mino ny fampanantenan’i Jehovah, raha mankatò rehefa miatrika olana? Inona no azoko atao mba hanatanjahana ny finoako?