HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Hita avy Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Tian’i Jehovah ny Vehivavy
Tsy tokony hanao miaramila ny lehilahy mandritra ny herintaona voalohany anambadiany (De 24:5; it “Vehivavy”: “Toerana tanana sy andraikitra” § 6)
Nahazo an’izay nilainy ny vehivavy maty vady (De 24:19-21; it “Fitsimponana” § 3)
Nomena fahafahana hanan-janaka ny vehivavy maty vady tsy niteraka (De 25:5, 6; w11 1/3 23)
SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no azoko ampisehoana hoe tia sy manaja ny vehivavy ao amin’ny fianakaviako sy ny fiangonana aho?’