HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Iza no Mpanjakanao?
Niana-kendry ny Israelita rehefa nangataka mpanjaka olombelona (1Sa 8:4, 5; it “Fanjakan’Andriamanitra”: “Nangataka mpanjaka olombelona” § 1)
I Jehovah no Mpitondra ny Israelita nefa tsy nahafa-po azy ireo izany (1Sa 8:7, 8; w11 1/1 27 § 1)
Nampitandrina i Jehovah hoe hahita olana izy ireo raha manana mpanjaka olombelona (1Sa 8:9, 18; w10 15/1 30 § 9)
Efa hatramin’izay i Jehovah no nanjaka tamin’ny zavaboariny rehetra. Mpanjaka tsara fanahy izy sady manaja ny vahoakany. Hahazo fitahiana mandrakizay isika raha mankatò azy sy manohana ny fitondrany.
SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe manaiky ny fitondran’i Jehovah aho?’