FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 22
  • Ireo Andry Roa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ireo Andry Roa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • B8 Ny Tempoly Naorin’i Solomona
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Fanorenana Natao Tamin’ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ahoana no Hampahomby An’izay Ataonao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampaherezo ny Rahalahinao Rehefa ao Anatin’ny Fotoan-tsarotra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 22
The porch of the temple with the two copper pillars on both sides of the entrance.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ireo Andry Roa

Nasiana andry roa ngezabe teo amin’ny tilikambo fidirana amin’ny tempoly (1Mp 7:15, 16; w13 1/12 13 § 3)

Nomena anarana manokana ireo andry ireo (1Mp 7:21; it “Boaza, II”)

Nampian’i Jehovah “hanamafy orina” ny tempoly ny vahoaka raha mbola niantehitra taminy izy ireo (1Mp 7:21, f.a.p.; Sl 127:1)

Mety ho nanampy antsika hiatrika olana be dia be i Jehovah taloha, dia lasa mpanompony isika. Tokony hanohy hiantehitra aminy foana anefa isika raha te ‘hiorina tsara amin’ny finoana.’​—1Ko 16:13.

Collage: 1. A young woman at a supermarket accepts the “Enjoy Life Forever!” brochure from a sister. 2. The woman contemplates her smoking habit while reading the “Enjoy Life Forever!” book at home. 3. She gets baptized.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe miantehitra amin’i Jehovah aho?’

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara