HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Jehovah Itarainana Rehefa Mila Fampaherezana Ianao
Natahotra i Elia ka nandositra mba hamonjy ny ainy (1Mp 19:3, 4; w19.06 15 § 5)
Nanao zavatra i Jehovah mba hanampiana an’i Elia. Nanao fahagagana koa i Jehovah mba hampisehoana tamin’i Elia hoe mahery izy (1Mp 19:5-7, 11, 12; ia 103 § 13; 106 § 21)
Nisy asa nampanaovin’i Jehovah azy (1Mp 19:15-18; ia 106 § 22)
Miresaka amintsika amin’ny alalan’ny Baiboly i Jehovah. Ampahatsiahiviny antsika ao hoe tena tia antsika izy ary misy asa tsara be ampanaoviny antsika.—1Ko 15:58; Kl 3:23.