FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 23
  • “Raiso ny Zanakao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Raiso ny Zanakao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Betsaka ny Miaraka Amintsika Noho ny Miaraka Amin’izy Ireo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Miezaha Hialoka Amin’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Nahatonga An’i Jehovah Hanao Zavatra ny Vavaka Nataony
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ampio Ireo Tanora Kokoa mba Hahomby
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 23
The Shunammite woman excitedly embracing her resurrected son as Elisha looks on.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Raiso ny Zanakao”

Niavaka be ny fomba nandraisan’ilay vehivavy sonemita an’i Elisa (2Mp 4:8-10)

Notahin’i Jehovah izy avy eo dia nomeny zanakalahy (2Mp 4:16, 17; w17.12 4 § 7)

Nampiasain’i Jehovah i Elisa mba hanangana an’ilay zanany lahy (2Mp 4:32-37; w17.12 4 § 8)

Malahelo be ve ianao satria maty ny zanakao? Tena tsapan’i Jehovah ny fahorianao. Kely sisa dia hatsangany ilay olona akaikin’ny fonao, dia ho velona indray. (Jb 14:14, 15) Tena hahafinaritra be amin’izany!

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara