FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 24
  • Ampio Ireo Tanora Kokoa mba Hahomby

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampio Ireo Tanora Kokoa mba Hahomby
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • “Raiso ny Zanakao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Torohevitry ny Ray Be Fitiavana ho An-janany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Manehoa Fahendrena ka Fidio Tsara Izay ho Vadinao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 24
Davida Mpanjaka mampiseho an’i Solomona an’ireo mpiasa manomana ny fitaovana ilaina hanorenana ny tempoly.

Omen’i Davida mpiasa mba hanorina ny tempoly i Solomona, dia omeny fitaovana fanorenana koa

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ampio Ireo Tanora Kokoa mba Hahomby

Fantatr’i Davida hoe ho vitan’i Solomona tsara ny hiandraikitra ny fanorenana ny tempoly rehefa ampian’i Jehovah izy (1Ta 22:5; w17.01 29 § 8)

Nampirisihin’i Davida i Solomona mba hiantehitra amin’i Jehovah, dia avy eo hanao izay tokony hatao (1Ta 22:11-13)

Nanao izay rehetra azony natao i Davida mba hanampiana an’i Solomona (1Ta 22:14-16; lfb 43:3)

Sary: 1) Anti-panahy anankiray mampiofana rahalahy tanora iray hiandraikitra ny faritanin’ny fiangonana. Asehon’ilay anti-panahy azy ny sarin’ny faritanin’ny fiangonana sy ny “Filazana Fanomezana Faritany” ary sarina faritany manokana anankiray. 2) Manazava amin’ny rahalahy hafa ilay rahalahy tanora hoe ahoana ny fomba fampiasana an’ilay sarintany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no azoko anampiana ny tanora ao amin’ny fiangonanay mba ho falifaly manompo an’i Jehovah sy hahomby amin’izany?’​—w18.03 11-12 § 14-15.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara