Josia mandrovitra ny akanjony rehefa novakina taminy ilay boky misy ny Lalàn’i Jehovah
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tena Mandray Soa avy Amin’ny Tenin’Andriamanitra ve Ianao?
Nihaino tsara ny Tenin’Andriamanitra i Josia (2Ta 34:18, 19; jereo ny sary, pejy 1)
Niezaka mafy hahazo ny hevitr’izay novakina taminy izy (2Ta 34:21; it “Holda” § 2)
Nampihatra an’izay nianarany izy (2Ta 34:33; w09 15/6 10 § 20)
SAINTSAINO IZAO: ‘Ampihariko avy hatrany ve izay ianarako momba an’i Jehovah ao amin’ny Teniny?’