FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 15
  • Miasa Mafy ho Antsika Izy Ireo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miasa Mafy ho Antsika Izy Ireo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Asehoy hoe Ankasitrahanao Ireo ‘Lehilahy Natao Fanomezana’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • ‘Nisaotra An’Andriamanitra i Paoly ary Nihanahery’
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Inona no Ataon’ny Mpiandraikitra ny Faritra?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 15
Sary: Mpiandraikitra ny faritra iray mitsidika fiangonana. 1) Mitarika fivoriana alohan’ny fanompoana izy. 2) Miara-mivory amin’ny anti-panahy rehetra izy. 3) Miara-mitory amin’ny rahalahy tanora iray izy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miasa Mafy ho Antsika Izy Ireo

Tia sy mahafoy tena ho an’ny fiangonana ny mpiandraikitra ny faritra sy ny vadiny. Hoatr’antsika ihany ry zareo, dia manana ny zavatra ilainy manokana ary indraindray izy ireo reraka, kivy, ary miady saina. (Jk 5:17) Na izany aza, dia mifantoka amin’ny fomba hampaherezana an’ireo rahalahy sy anabavy tsidihiny izy ireo. Tena “mendrika hahazo fanajana avo roa heny” ny mpiandraikitra ny faritra.​—1Ti 5:17.

Niomana hitsidika ny fiangonana tany Roma i Paoly mba “hizara fanomezana ara-panahy” ho an’ny Kristianina tany. Tsy andriny koa anefa ny “hifampahery” tamin’izy ireo. (Ro 1:11, 12) Efa nieritreritra ve ianao hoe inona no azonao atao mba hampaherezana ny mpiandraikitra ny faritra sy ny vadiny, raha manambady izy?

JEREO ILAY VIDEO HOE NY FIAINAN’NY MPIANDRAIKITRA NY FARITRA REHEFA MITSIDIKA TOERANA MITOKANA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Ahoana no ahitana hoe tia sy mahafoy tena ho an’ny fiangonana ny mpiandraikitra ny faritra sy ny vadiny?

  • Inona no soa noraisinao avy amin’ny ezaka nataon-dry zareo?

  • Inona no azontsika atao mba hampaherezana an-dry zareo?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara