FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 6
  • Aza Manahaka An’i Elifaza

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Manahaka An’i Elifaza
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Mila Olona Angaha moa Andriamanitra?”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Joba: Topy Maso
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Manahaka An’i Elifaza

Nilaza tamin’i Joba i Elifaza hoe tsy hahavita hampifaly an’Andriamanitra mihitsy ny olombelona (Jb 15:14-16; w22.10 44:10)

Nilaza an-kolaka i Elifaza hoe ratsy fanahy, hono, i Joba matoa nijaly (Jb 15:20)

Tsy nampionona an’i Joba mihitsy ny tenin’i Elifaza (Jb 16:1, 2)

Elifaza manondrotondro sady manendrikendrika an’i Joba. Feno vay be i Joba, ary mitazana eo akaiky eo koa ilay roa lahy hafa tsy mahay mampahery.

Tsisy marina ny tenin’i Elifaza tamin’i Joba. Sarobidy amin’i Jehovah ny ezaka ataontsika mba hanompoana azy. (Sl 149:4) Mety hiatrika zava-tsarotra na dia ny olo-marina aza.​—Sl 34:19.

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ‘hampaherezantsika ny kivy’?​—1Te 5:14; w15 15/2 9 § 16.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara