1
Ray nanana zanaka nikomy (1-9)
Halan’i Jehovah raha fombafomba fotsiny ny fanompoana azy (10-17)
“Avia hifandamina isika” (18-20)
Haverina ho tanàna tsy mivadika i Ziona (21-31)
2
3
4
5
Hira momba ny tanimboalobok’i Jehovah (1-7)
Hahita loza ny tanimboalobok’i Jehovah (8-24)
Tezitra amin’ny vahoakany Andriamanitra (25-30)
6
Fahitana momba an’i Jehovah ao amin’ny tempoliny (1-4)
Nodiovina ny molotr’i Isaia (5-7)
Nirahina i Isaia (8-10)
“Mandra-pahoviana, Jehovah ô?” (11-13)
7
Hafatra ho an’i Ahaza Mpanjaka (1-9)
Hatao famantarana i Imanoela (10-17)
Loza hitranga satria mivadika (18-25)
8
Hanafika ny Asyrianina (1-8)
Aza matahotra: “Manampy antsika Andriamanitra!” (9-17)
Famantarana i Isaia sy ny zanany (18)
Jereo ny lalàna fa aza manontany demonia (19-22)
9
10
Hamely ny Israely ny tanan’Andriamanitra (1-4)
Asyria, ilay tsorakazo hampiasain’i Jehovah (5-11)
Hosazina i Asyria (12-19)
Hiverina ny sisa amin’ny taranak’i Jakoba (20-27)
Hotsarain’i Jehovah i Asyria (28-34)
11
12
13
14
Hipetraka ao amin’ny taniny ny Israely (1, 2)
Hesoina ny mpanjakan’i Babylona (3-23)
Hotorotoroin’i Jehovah ny Asyrianina (24-27)
Fanamelohana an’i Filistia (28-32)
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
Hahita loza ireo mamo lava ao Efraima! (1-6)
Nivembena ny mpisorona sy mpaminany tao Joda (7-13)
“Fifanekena tamin-dRafahafatesana” (14-22)
Ny fomba ananaran’i Jehovah (23-29)
29
30
Tsy misy ilana azy ny fanampian’i Ejipta (1-7)
Tsy neken’ny vahoaka ilay hafatra (8-14)
Hatanjaka raha feno toky (15-17)
Miantra ny vahoakany i Jehovah (18-26)
Hampihatra didim-pitsarana amin’i Asyria i Jehovah (27-33)
31
32
Hisy mpanjaka sy andriana hampanjaka ny rariny (1-8)
Nampitandremana ireo vehivavy tsy miasa saina (9-14)
Fitahiana rehefa milatsaka ny fanahy (15-20)
33
34
35
36
37
Nasain’i Hezekia nangataka ny fanampian’i Jehovah i Isaia (1-7)
Norahonan’i Sankeriba i Jerosalema (8-13)
Vavak’i Hezekia (14-20)
Nampitain’i Isaia ny valin-tenin’i Jehovah (21-35)
Anjely iray namono Asyrianina 185 000 (36-38)
38
39
40
41
Mpandresy avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro (1-7)
Nofidina ho mpanompon’i Jehovah i Israely (8-20)
Nasaina nampiseho ny heriny ireo andriamanitra (21-29)
42
Ilay mpanompon’i Jehovah sy ny zavatra hataony (1-9)
Hira vaovao hiderana an’i Jehovah (10-17)
Sady jamba no marenina i Israely (18-25)
43
Nangonin’i Jehovah indray ny vahoakany (1-7)
Notsaraina ireo andriamanitra (8-13)
Nafahana avy tany Babylona (14-21)
“Andao hoentina eny amin’ny fitsarana ny ady ifanaovantsika” (22-28)
44
Hotahina ny vahoaka nofidin’i Jehovah (1-5)
Tsy misy Andriamanitra afa-tsy i Jehovah (6-8)
Tsisy ilana azy ny sampy (9-20)
I Jehovah no Mpanavotra ny Israely (21-23)
I Kyrosy no hanorina indray an’i Jerosalema (24-28)
45
Notendrena handresy an’i Babylona i Kyrosy (1-8)
Ny tanimanga tsy tokony hiady amin’ny Mpanefy azy (9-13)
Hanaja ny Israely ny firenena hafa (14-17)
Azo itokisana i Jehovah: Ny zavaboary sy ny teniny no porofo (18-25)
46
47
48
Nanarina ny Israely, nodiovina (1-11)
Hamely an’i Babylona i Jehovah (12-16a)
Mahasoa ny fampianaran’i Jehovah (16b-19)
“Mivoaha avy ao Babylona!” (20-22)
49
50
51
Naverina ho toy ny zaridainan’i Edena i Ziona (1-8)
Mampionona ilay Mpanao an’i Ziona (9-16)
Ilay kaopy misy ny fahatezeran’i Jehovah (17-23)
52
53
54
55
56
57
Maty ny olo-marina sy ny olona tsy mivadika (1, 2)
Toy ny vehivavy mpivaro-tena ny Israely (3-13)
Fampiononana ho an’izay manetry tena (14-21)
58
59
60
61
62
63
Hamaly an’ireo firenena i Jehovah (1-6)
Nasehon’i Jehovah hoe be fitiavana sy tsy mivadika izy (7-14)
Vavaka ho fibebahana (15-19)
64
65
66
Fivavahana marina sy diso (1-6)
Ziona sy ireo zanany lahy (7-17)
Ho avy hanompo any Jerosalema ny olona (18-24)