Genesisy 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela ka mitoera any.+ Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra izay niseho taminao, fony ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+
35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela ka mitoera any.+ Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra izay niseho taminao, fony ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+