FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tsy hatao hoe Abrama* intsony ny anaranao, fa hiova hoe Abrahama,* satria hataoko rain’ny firenena maro ianao.

  • Genesisy 48:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy izy tamiko: ‘Hataoko manan-taranaka ianao ka ho maro tokoa ny taranakao,+ ary hataoko firenena lehibe ianao.+ Homeko ho an’ny taranakao mandimby anao ity tany ity, ho fananany mandritra ny fotoana tsy voafetra.’+

  • Marka 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Aoka hidina avy eo amin’ny hazo fijaliana izao i Kristy Mpanjakan’ny Israely, mba ho hitantsika ka hinoantsika.”+ Na ireo nampiarahina taminy teo amin’ny tsato-kazo aza mba nandatsa azy koa.+

  • Jaona 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara