Genesisy 43:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa raha tsy alefanao kosa izy, dia tsy hidina izahay, satria efa niteny ralehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ny rahalahinareo.’”+ Genesisy 44:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoy anefa ianao tamin’ny mpanomponao: ‘Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo.’+
5 Fa raha tsy alefanao kosa izy, dia tsy hidina izahay, satria efa niteny ralehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ny rahalahinareo.’”+
23 Hoy anefa ianao tamin’ny mpanomponao: ‘Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo.’+