Genesisy 43:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary enga anie ilay Andriamanitra Mahery Indrindra hahatonga an-dralehilahy hiantra anareo,+ mba hanafahany an’ilay rahalahinareo iray sy Benjamina ka hanolorany azy ho anareo. Raha tsy maintsy afoiko ny zanako, dia vonona hamoy ny zanako aho!”+
14 Ary enga anie ilay Andriamanitra Mahery Indrindra hahatonga an-dralehilahy hiantra anareo,+ mba hanafahany an’ilay rahalahinareo iray sy Benjamina ka hanolorany azy ho anareo. Raha tsy maintsy afoiko ny zanako, dia vonona hamoy ny zanako aho!”+