FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ry Jehovah ô! Aoka re ny sofinao mba hihaino tsara ny vavaka+ ataon’ity mpanomponao, sy ataon’ireo mpanomponao, izay finaritra amin’ny fahatahorana ny anaranao e!+ Ary mba ataovy mahomby re izay ataon’ny mpanomponao anio e,+ ka ataovy miantra ahy io lehilahy io.”+

      Mpandroso zava-pisotron’ny+ mpanjaka aho tamin’izay.

  • Lioka 1:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Hatramin’ny taranaka fara mandimby ny famindram-pony, dia amin’izay matahotra azy.+

  • 2 Korintianina 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa tsy maintsy haseho miharihary eo anatrehan’ny fitsaran’i Kristy ny maha isika antsika rehetra,+ mba hahazoan’ny tsirairay avy ny valin’izay nataony, na tsara na ratsy, tamin’izy mbola olombelona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara