FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa niverina nankeo amin’ilay lavaka fanangonan-drano i Robena, dia efa tsy tao intsony i Josefa. Koa nandrovitra ny akanjony i Robena.+

  • Josoa 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+

  • Asan’ny Apostoly 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nandre izany i Barnabasy sy Paoly, izay samy apostoly, ka nandrovitra ny akanjony ivelany ary nihazakazaka nankeo amin’ny vahoaka, sady niantsoantso

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara