Genesisy 46:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 dia lazao hoe: ‘Efa mpiompy hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao izahay mpanomponao, dia izahay sy ny razanay.’+ Amin’izay dia ho afaka hipetraka eto Gosena ianareo,+ satria maharikoriko amin’ny Ejipsianina ny mpiandry ondry rehetra.”+
34 dia lazao hoe: ‘Efa mpiompy hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao izahay mpanomponao, dia izahay sy ny razanay.’+ Amin’izay dia ho afaka hipetraka eto Gosena ianareo,+ satria maharikoriko amin’ny Ejipsianina ny mpiandry ondry rehetra.”+