Genesisy 45:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, mba homeko anareo izay zava-tsoa eto Ejipta. Ary hano izay tsara indrindra eto amin’ny tany Ejipta.’+ Genesisy 47:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nipetraka tao Gosena, tany Ejipta, ny Israely.+ Koa nanorim-ponenana tao izy ireo, ary nanan-taranaka ka nihamaro be.+
18 Ary alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, mba homeko anareo izay zava-tsoa eto Ejipta. Ary hano izay tsara indrindra eto amin’ny tany Ejipta.’+
27 Ary nipetraka tao Gosena, tany Ejipta, ny Israely.+ Koa nanorim-ponenana tao izy ireo, ary nanan-taranaka ka nihamaro be.+