Deoteronomia 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.” Deoteronomia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 sy Naftaly manontolo, sy ny tanin’i Efraima sy Manase, sy ny tanin’i Joda manontolo hatrany amin’ny ranomasina andrefana,+ Josoa 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia i Efraima sy Manase: “Maro an’isa ianareo sady mahery,+ ka tsy tokony ho iray monja ny anjaranareo.+
17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.”
2 sy Naftaly manontolo, sy ny tanin’i Efraima sy Manase, sy ny tanin’i Joda manontolo hatrany amin’ny ranomasina andrefana,+
17 Koa hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia i Efraima sy Manase: “Maro an’isa ianareo sady mahery,+ ka tsy tokony ho iray monja ny anjaranareo.+