FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary bevohoka i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena+ ny anarany, fa hoy izy: “Efa nijery ny fahoriana mafy nanjo ahy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.”

  • Eksodosy 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ireto avy ny lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy: Ny zanakalahin’i Robena, izay lahimatoan’i Israely,+ dia i Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.+ Ireo no fianakavian’i Robena.+

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary i Robena+ no lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa,+ nefa nolotoiny ny farafaran-drainy.+ Dia nomena ny zanak’i Josefa, zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa.+ Koa tsy voasoratra ho manana ny zon’ny lahimatoa izy tao amin’ny tetirazana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara