Genesisy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nanomboka nanao ny habakabaka Andriamanitra, ka nosarahiny ny rano izay tokony ho eo ambanin’ilay habakabaka sy ny rano izay tokony ho eo ambonin’ilay habakabaka.+ Dia nisy izany. Genesisy 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary eninjato taona i Noa fony tonga tambonin’ny tany ny safodrano.+ Matio 24:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary tsy niraharaha izy ireo mandra-pahatongan’ny safodrano, izay nifaoka azy rehetra.+ Dia ho toy izany koa ny fanatrehan’ny Zanak’olona. 2 Petera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy niahotra koa Andriamanitra nanasazy an’ilay tontolo fahiny,+ fa niaro kosa an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ fony izy nahatonga safodrano+ teo amin’ny tontolon’ny olona tsy natahotra an’Andriamanitra.
7 Koa nanomboka nanao ny habakabaka Andriamanitra, ka nosarahiny ny rano izay tokony ho eo ambanin’ilay habakabaka sy ny rano izay tokony ho eo ambonin’ilay habakabaka.+ Dia nisy izany.
39 Ary tsy niraharaha izy ireo mandra-pahatongan’ny safodrano, izay nifaoka azy rehetra.+ Dia ho toy izany koa ny fanatrehan’ny Zanak’olona.
5 Tsy niahotra koa Andriamanitra nanasazy an’ilay tontolo fahiny,+ fa niaro kosa an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ fony izy nahatonga safodrano+ teo amin’ny tontolon’ny olona tsy natahotra an’Andriamanitra.