FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hoy izy: “Hisaorana anie i Jehovah, izay namonjy anareo teo an-tanan’ny Ejipsianina sy teo an-tanan’i Farao, sady namonjy ny vahoaka teo ambany fifehezan’ny Ejipsianina!+

  • Deoteronomia 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Rehefa mihinana ianao ka voky,+ dia misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrao noho ilay tany soa nomeny anao.+

  • 1 Mpanjaka 1:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary hoy ny mpanjaka: ‘Hisaorana+ anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, fa nanome an’izay hipetraka eo amin’ny seza fiandrianako izy androany, sady hitan’ny masoko izany!’”+

  • 1 Tantara 29:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hoy i Davida tamin’ny fiangonana manontolo:+ “Misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrareo.” Dia nisaotra an’i Jehovah Andriamanitry ny razany ny fiangonana manontolo, ka niondrika+ sy niankohoka+ teo anatrehan’i Jehovah sy ny mpanjaka.

  • Lioka 1:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara