Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. 1 Korintianina 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy tokony hisaron-doha ny lehilahy satria endrika+ sy voninahitr’Andriamanitra+ izy, fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.+ Kolosianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary tafio ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely amin’ny alalan’ny fahalalana marina tsara, eny, havaozina araka ny endrik’Ilay+ namorona azy.
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
7 Fa tsy tokony hisaron-doha ny lehilahy satria endrika+ sy voninahitr’Andriamanitra+ izy, fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.+
10 ary tafio ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely amin’ny alalan’ny fahalalana marina tsara, eny, havaozina araka ny endrik’Ilay+ namorona azy.