Romanina 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa navelan’Andriamanitra hanao fahalotoana araka ny fanirian’ny fony izy ireo,+ mba hahafa-baraka+ ny vatany.+ 2 Petera 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tahaka ny biby tsy misaina izay nateraka hosamborina sy hovonoina ireo olona ireo. Noho ny zavatra tsy fantany nefa tevatevainy+ no handringanana azy. Ho ringana izy ireo satria lalana mitarika ho amin’ny fandringanana no narahiny. Joda 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ireny olona ireny kosa manevateva ny zava-drehetra tena tsy fantany mihitsy.+ Fa ny zava-drehetra takatry ny sainy kosa dia takany fotsiny amin’izao, toy ny fahatakaran’ny biby tsy misaina.+ Ary manimba+ tena amin’izany zavatra izany foana ireny.
24 Koa navelan’Andriamanitra hanao fahalotoana araka ny fanirian’ny fony izy ireo,+ mba hahafa-baraka+ ny vatany.+
12 Tahaka ny biby tsy misaina izay nateraka hosamborina sy hovonoina ireo olona ireo. Noho ny zavatra tsy fantany nefa tevatevainy+ no handringanana azy. Ho ringana izy ireo satria lalana mitarika ho amin’ny fandringanana no narahiny.
10 Ireny olona ireny kosa manevateva ny zava-drehetra tena tsy fantany mihitsy.+ Fa ny zava-drehetra takatry ny sainy kosa dia takany fotsiny amin’izao, toy ny fahatakaran’ny biby tsy misaina.+ Ary manimba+ tena amin’izany zavatra izany foana ireny.