Deoteronomia 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa eo amin’ny toerana hofidin’i Jehovah any amin’ny iray amin’ny foko eo aminao, no hanoloranao ny fanatitra dorana, ary eo no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.+
14 Fa eo amin’ny toerana hofidin’i Jehovah any amin’ny iray amin’ny foko eo aminao, no hanoloranao ny fanatitra dorana, ary eo no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.+