23 Koa aoka ianao hianiana amiko eto, ka hianiana amin’ny anaran’Andriamanitra+ fa tsy hamitaka ahy sy ny zanako ary ny taranako.+ Tsy niovaova ny fitiavana nasehoko taminao,+ ka aoka mba ho toy izany koa no hataonao amiko sy amin’ny tany ivahinianao.”+