1 Samoela 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Niteny anakampo+ fotsiny anefa i Hana, ka ny molony ihany no nihetsiketsika, ary tsy re ny feony. Koa noheverin’i Ely fa mamo izy.+ Nehemia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy ny mpanjaka: “Inona àry no tianao hatao?”+ Avy hatrany aho dia nivavaka+ tamin’Andriamanitry ny lanitra.+
13 Niteny anakampo+ fotsiny anefa i Hana, ka ny molony ihany no nihetsiketsika, ary tsy re ny feony. Koa noheverin’i Ely fa mamo izy.+
4 Ary hoy ny mpanjaka: “Inona àry no tianao hatao?”+ Avy hatrany aho dia nivavaka+ tamin’Andriamanitry ny lanitra.+