Genesisy 24:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Raha mbola niteny+ izany anakampo+ aho, dia iny fa nivoaka i Rebeka nitondra ny sininy teny an-tsorony. Ary nidina nankeo an-doharano izy, ka nantsaka.+ Ary hoy aho taminy: ‘Mba omeo rano kely aho hosotroiko!’+ Nehemia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy ny mpanjaka: “Inona àry no tianao hatao?”+ Avy hatrany aho dia nivavaka+ tamin’Andriamanitry ny lanitra.+
45 “Raha mbola niteny+ izany anakampo+ aho, dia iny fa nivoaka i Rebeka nitondra ny sininy teny an-tsorony. Ary nidina nankeo an-doharano izy, ka nantsaka.+ Ary hoy aho taminy: ‘Mba omeo rano kely aho hosotroiko!’+
4 Ary hoy ny mpanjaka: “Inona àry no tianao hatao?”+ Avy hatrany aho dia nivavaka+ tamin’Andriamanitry ny lanitra.+