FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Niteny anakampo+ fotsiny anefa i Hana, ka ny molony ihany no nihetsiketsika, ary tsy re ny feony. Koa noheverin’i Ely fa mamo izy.+

  • Ohabolana 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Eritrereto izy amin’izay rehetra ataonao,+ dia hataony mandeha tsara ny fiainanao.+

  • Filipianina 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara