9 Ary ny vahoaka izay nialoha an’i Jesosy sy nanaraka tao aoriana, dia niantsoantso tsy an-kijanona hoe: “Mba vonjeo re*+ ny Zanak’i Davida e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+ Mba vonjeo re izy, ry any amin’ny avo indrindra ô!”+
26 Efa nampahafantariko azy ny anaranao,+ ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ilay fitiavana izay nitiavanao ahy, ary izaho ho tafaray aminy.”+